Indray mandeha, fony aho enin-taona, dia nahita sary tsara tarehy anan-kiray aho tao anatin'ny boky momba ny Ala Velona mitondra ny lohateny hoe "Tantara Marina". Maneho bibilava bôà mitelina bibidia izy io. Io ny dikan'ilay sary.
(Donaco de Ando Randriarimanana)
http://eo.wikipedia.org/wiki/Malagasa_lingvo
0 comments